Madagascar

Des projets de dévéloppement en préparation

Madagascar-Tribune - 10 ore 48 min fa

Quatre projets de développement sont en phase de préparation, en vue d'une prochaine signature avec la Russie. Il s'agit d'un accord de conversion de dettes qui permettront de financer des projets comme le projet de modernisation et de simplification de l'accès aux soins médicaux, horizon 2025, pour un montant de 73.915.926 USD ; du projet d'acquisition de 2 hélicoptères médicaux , du projet de renforcement du réseau national des laboratoires des maladies infectieuses dangereuses pour un montant de (...)

- Coopération
Categorie: Madagascar

Fehezam-pitsipika ho an’ny fikoloam-pasalamana-CUA: Sazy 50 000 Ar ny fandrorana sy ny famaniana eny an-dalana

NewsMada - 11 ore 8 min fa
Fehezam-pitsipika ho an’ny fikoloam-pasalamana-CUA: Sazy 50 000 Ar ny fandrorana sy ny famaniana eny an-dalana
Categorie: Madagascar

Peur des Sénatoriales: Le HVM et Tim demandent la dissolution de la Ceni

NewsMada - 11 ore 13 min fa
Peur des Sénatoriales: Le HVM et Tim demandent la dissolution de la Ceni
Categorie: Madagascar

Tsy fanjarian-tsakafo: manentana ny fikambanana “Hina”

NewsMada - 12 ore 13 min fa
Nanao hetsika maro, teto Toamasina, ny vondrom-pikambanana “Hina” (Hetsika iraisana natokana ho an’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo), notarihin’ny filohan’ny sampana Toamasina, Rtoa Zafitsara Maria. Natao tany amin’ny kaominina Fanandrana, ny alakamisy 17 septambra teo, ny fanentanana sy ny fampiofanana, nifantoka amin’ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo, ny fampinonoan-dreny sy ny fampanarahana. Teo koa ny fiarovan-tena amin’ny […]
Categorie: Madagascar

Fanadihadian’ny OIT: anisan’ny ratsy karama indrindra ny eto Madagasikara

NewsMada - 12 ore 14 min fa
Anisan’ny firenena ratsy karama indrindra aty Afrika i Madagasikara, araka ny fanadihadiana  nataon’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny asa (OIT). Tsy misy fiovana izany hatramin’ny 2004, fampiharana ny Ariary, ka hatramin’izao. Ambany indrindra ny karama amina sehatra tsy miankina. Tamin’ny 2019, salanisa amin’ny ankapobeny, 168 000 Ar isam-bolana, sokajin’asa farany ambany M1-1A ; 340 000 Ar sokajy OP3 […]
Categorie: Madagascar

Taom-pambolena 2020-2021 : misy ny fanantenana amin’ny vary any Alaotra

NewsMada - 12 ore 14 min fa
Tsy ratsy, araka ny nahiana, ny voka-bary 2019-2020 farany teo tany Alaotra na nisy aza ny hetraketraky ny toetr’andro sy ny fahanteran’ny fotodrafitrasa. Indro kely anefa ny tsy fahampian’ny rano sy ny tsy fifehezan’ny tantsaha ny zezi-pahitra fa voatery mampiasa ny zezi-bazaha. Tsara ny voka-bary farany teo raha ny fahitan’ny tompon’andraikitry ny rafitra mpampindram-bola (Cecam, […]
Categorie: Madagascar

Kitra – Filaharana Fifa: very toerana iray ny Barea de Madagascar

NewsMada - 12 ore 16 min fa
Namoaka ny filaharan’ireo ekipam-pirenena mandrafitra azy ny federasiona iraisam-pirenen’ny baolina kitra (Fifa), omaly alakamisy 17 septambra. Very toerana iray ny Barea de Madagascar, tamin’izany. Raha teo amin’ny laharana faha-91, roa volana lasa izay, lasa faha-92 ankehitriny. Manana isa 1 267 ny ekipam-pirenena malagasy, amin’izany. Na eo aza ity fihemorana kely ity, mbola tafiditra ao anatin’ny […]
Categorie: Madagascar

Kitra – Lalao fanomanana: misisika ny hidona amin’ny Barea ny Hesperange

NewsMada - 12 ore 16 min fa
Tsy fantatra izay tena antony fa manao fanerena ankolaka ary tena misisika mafy ny hanaovana lalao firahalahiana amin’ny Barea de Madagascar ny Swift Hesperange Luxembourg. Efa tsy neken’ny federasiona malagasy (FMF) anefa izany.  Nandefa taratasy any amin’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) ny ekipan’ny Swift Hesperange D1 ao Luxembourg, misisika sy manao fanerena ankolaka mangataka […]
Categorie: Madagascar

Sombintsombim-baovao

NewsMada - 12 ore 17 min fa
  Karate-Analamanga: efa saika misokatra avokoa ny Dojo fikotranana eto amin’ny ligin’Analamanga, ho an’ny taranja Karate. Efa fantatra tsara amin’ny fanajana sy fanarahana fitsipika ny mpiangaly ity taranja ity, raha ny nambaran’ny filohan’ny ligin’Analamanga, Rakotomalala Jean Paul, ka tsy ilaina fanentanana amin’ny fanajana ny fepetra. Isan’izany ny famerana ny isan’ny mpikotrana, tsy tokony hihoatra ny […]
Categorie: Madagascar